*Malagasy ambany*
Zoom: https://zoom.us/j/91966934763?pwd=WlZMYnd3czhQWmZzcUpKMkIwRzhEQT09
**The event will be recorded for those who are unable to attend**
Led by:
Carly Batist
PhD student, City University of New York (CUNY) Graduate Center
About the Workshop:
- Malagasy translations will be available
- Learn about passive acoustic monitoring (PAM) and ecoacoustics, including
- Use cases in research
- The technology involved
- Parameters to set for device configuration
- How to deploy recorders
- Options for analyzing passive acoustic data
- In-person attendees will receive hands-on training configuring & setting up recorders on their own
-----------------------------------------------------------------------------------------------------------
Atrikasa fanofanana: Fanaraha-maso tsy manakorontana amin'ny alalan'ny feo
Carly Batist
Mpianatra PhD, avy ao amin’ny City University of New York
Hetsika Mivantana no Ampitain-davitra:
- Mivantana - ao amin'ny Centre ValBio, Ranomafana (ho an'izay afaka tonga)
- Virtoaly - @ alalan'ny fampitan-davitra Zoom: https://zoom.us/j/91966934763?pwd=WlZMYnd3czhQWmZzcUpKMkIwRzhEQT09
**Ny hetsika dia ho voatahiry ho an'ireo izay tsy afaka manatrika**
Momba ny Atrikasa:
- Hisy ny dikanteny malagasy
- Fampianarana momba ny fanaraha-maso tsy manankorotana amin'ny alalan'ny Feo ary ecoacoustics, anisan'izany:
- Mampiasà tranga amin'ny fikarohana
- Fampidirana ny teknolojia
- Parametatra hapetraka ho an'ny firafitry ny fitaovana fandraisam-peo
- Ahoana ny fametrahana ny fitaovana fandraisam-peo
- Safidy atao amin'ny famakafakana ny angona azo avy amin'ny fitaovana fandraisam-peo
- Ny mpanatrika mivantana dia ho raisina an-tanana ny fanofanana amin'ny fikarakarana ny rafitra & fametrahana ny fitaovana fandraisam-peo izy ireo
Add the first post in this thread.